TENA NAMANA(GTF) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manan'olana ve tyrddgj ianao
Raha toa ka tsy hitanao izay atao
Manantona an'i Jesosy f'Izy tena namanao
Jesosy vmxh irery ihany no izarao
Fa Izy irery ihany no itokio
Fa gmag Izy no tena namanao
Tena mino Azy ianao?
Omeny vahaolana
Fa Jesosy no tena namanao
Lazao ny tsiambaratelonao
Fa Izy hanoro sy hanampy tononkira.serasera.org anao
Zay lazainy tanteraho raha mino Azy ianao
Jesosy anie no tena namanao
Ireo namanao izay akaiky anao
Ireo no mety hamadika anao
Raha toa ka sitrakao izay lazainy tanteraho
Fa Jesosy no tena namanao
Raha toa ka tsy hitanao izay atao
Manantona an'i Jesosy f'Izy tena namanao
Jesosy vmxh irery ihany no izarao
Fa Izy irery ihany no itokio
Fa gmag Izy no tena namanao
Tena mino Azy ianao?
Omeny vahaolana
Fa Jesosy no tena namanao
Lazao ny tsiambaratelonao
Fa Izy hanoro sy hanampy tononkira.serasera.org anao
Zay lazainy tanteraho raha mino Azy ianao
Jesosy anie no tena namanao
Ireo namanao izay akaiky anao
Ireo no mety hamadika anao
Raha toa ka sitrakao izay lazainy tanteraho
Fa Jesosy no tena namanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 711
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 23/05/2023 11:16
