TAHIO NY TANINAY (Do) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tompo ô! Tahio ny taninay
Fa mijaly sy mahantra ny tontolo
Ka ny kfawxoe nosindrazanay ity ry Ray mba jereo
Tompo ô! Tahio ny taninay
2) Tompo ô ! Jereo ny nosinay
tononkira.serasera.org Fa mandalo mifanesy ny fahotana
Ka mba tantano sy vimbino ry mpanonjy be fitia
Tompo ô ! Tahio ny nosinay
3) Ray ô! Ireo mpitondra anay
Omeo saina sy fanahy fo vaovao
Ka mba andinika ny nosy ho reharehan-tany maro
Ray malala ô! Tahio ny nosinay
Ref: Ireo rgogwr harena sarobidy, hckvxq izay nanananay taloha
Nosimbaina nopotehina tamin'ny hery ratsy koa
Nefa nosy manirery voadidin-drano be
Ny voahary manontolo malahelo misento koa
Ka mifona mitalaho aminao ry Ray tsitoha
Tompo ô ! Tahio ny taninay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 691
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 24/05/2023 19:51