SAMBATRA NY FIRENENA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno haratsiana ny taninay
Manjaka ety ny tebiteby sy ahiahy
Ny fahantrana tsy lazaina intsony
Fa mampahory manakivy ny fo
Ho aiza ny aleha?inona no atao?
Very hevitra amin'izao fiainana izao
Tsisy antenaina afatsy Ianao Tompo ô
K'aza mandao fa mila Anao
Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho andriamaniny
Dia ny olona nofidiny ho lovany
Jesosy ô,mitalaho izahay
Ny mba hamelanao ity srfim nosinay
Indreto izahay mivavaka
Arovy ny gasy tsy an-kanavaka
Ho aiza ny aleha?inona no atao?
Very hevitra zmuwqwi amin'izao fiainana izao
Tsisy tononkira.serasera.org antenaina afatsy Ianao Tompo ô
K'aza mandao fa mila Anao
A/C: xwco Tina
Manjaka ety ny tebiteby sy ahiahy
Ny fahantrana tsy lazaina intsony
Fa mampahory manakivy ny fo
Ho aiza ny aleha?inona no atao?
Very hevitra amin'izao fiainana izao
Tsisy antenaina afatsy Ianao Tompo ô
K'aza mandao fa mila Anao
Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho andriamaniny
Dia ny olona nofidiny ho lovany
Jesosy ô,mitalaho izahay
Ny mba hamelanao ity srfim nosinay
Indreto izahay mivavaka
Arovy ny gasy tsy an-kanavaka
Ho aiza ny aleha?inona no atao?
Very hevitra zmuwqwi amin'izao fiainana izao
Tsisy tononkira.serasera.org antenaina afatsy Ianao Tompo ô
K'aza mandao fa mila Anao
A/C: xwco Tina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 613
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 16/07/2023 15:37
