NY VOADIKO (Mi) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tnao Ny voadiko ry Jesoa ny hanompo anao
Na an_tsaha na tononkira.serasera.org an_tanàna ivavahako
Ka ny lalanao no lalako
Izay sitrakao ataovy amiko fa vonona aho handray
Ny voadiko ry Jesoa ny hanompo anao
Na hatory na hifoha hanao ny soa
Ka ny tianao no tiako
Izay sitrakao ataovy amiko fa vonona aho handray
Ny voadiko ry Jesoa ny hanompo anao
Ho re an_tany an_danitra mandrakizay
Ka ny maminao no ytbqujkl mamiko
Izay sitrakao ataovy amiko fa vonona handray
Ref: Ka hiezaka aho hanompo anao
Mba tohano kmewzp aho ry Raiko mba tohano

--------
Link:
Comments
hery
(
01/06/2023 23:10)
Misaotra.
Tsipelina kely fotsin - (eo amin'ny 6) ny tsipi-panohizana fa tsy _ (eo amin'ny 8)
Tsipelina kely fotsin - (eo amin'ny 6) ny tsipi-panohizana fa tsy _ (eo amin'ny 8)
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 557
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 27/05/2023 20:36