NY FAHASOAVANAO (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny fahasoavanao ry tononkira.serasera.org Ray no nahatoy izao anay
Fa ny fahasoavanao ry Ray no nahatoy izao anay
Derainay ny Anaranao
Mpamonjy lehibe Ianao Tompo ô
Nandresy Ianao nandresy ilay fahafatesana
Ka narotsakao ny Fanahy Masina taminay zanakao
Mendrika ho zhcmn deraina Ianao
Fa mahery Ianao
(Ka indro aho hirahinao hitory anao
Any Jodia sy Samaria pzwu hatrany am- paran'ny tany)×2
Fa ny fahasoavanao ry Ray no nahatoy izao anay
Fa ny fahasoavanao ry Ray no nahatoy anay
Lehibe ny fitiavanao
Mendrika ho deraina Ianao pkwim Tompo ô
A/C: Mr Tafita

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 639
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 11/11/2023 13:00