MITETY RANOMASIM_BE (Sol/Mi) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mitety ranomasim_be izany fianantsika
Atopatopan'onjan_drano ho eny anivon_driaka
Miandry hatraiza hatraiza foana ny loza iaqjqepc sy ny atambo
Ho vatolampy izay mandrendrika ny sambo
2.Tsy mbola fantantsika akory ny andro izay tavela
Fa ny fiainantsika izao lwqkc dia mety mbola ho ela
An_dalana eny hgexodw koa dia mety ho hisy fahavalo
Izay mikendry mitady (handresy)² hampimalo
3.Tazanina ny eo aloha jerena ny ao aoriana
Toa mbola tsy hita maso akory izany fitodiana
Fa raha ny masoandro foana mitsiky sy mijery
Izany saina mitebiteby ka mila hahajemby
Ref: Nefa aza kivy foana
Matokia an'i Jesoa
tononkira.serasera.org Izy re no tsy mandao
Tena kapiteninao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 638
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 24/05/2023 18:42