MISAOTRA (GTF) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Nandalo fisedrana ny fiainako
Nolalovanao fitsapana ny secn fanahiko
Ary efa tao uazaq anatin'ny famoizam_po
No indro tonga Ianao ry Ray Tsitoha
MISAOTRA Anao aho vqsplpty ry Tompo Tia
MISAOTRA fa tafita soa ny dia
Tsy namela tononkira.serasera.org hiady irery
Fa mitarika ahy tsy ho very
Ho tonga ho eo anatrehanao
2. Manomboka izao dia tsy ho irery intsony aho
Fa manana Anao ho Mpamonjy ahy
Tena sambatra aho,miaraka Aminao
Ka ny fiainako ho eo an-tananao
Nolalovanao fitsapana ny secn fanahiko
Ary efa tao uazaq anatin'ny famoizam_po
No indro tonga Ianao ry Ray Tsitoha
MISAOTRA Anao aho vqsplpty ry Tompo Tia
MISAOTRA fa tafita soa ny dia
Tsy namela tononkira.serasera.org hiady irery
Fa mitarika ahy tsy ho very
Ho tonga ho eo anatrehanao
2. Manomboka izao dia tsy ho irery intsony aho
Fa manana Anao ho Mpamonjy ahy
Tena sambatra aho,miaraka Aminao
Ka ny fiainako ho eo an-tananao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 733
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 23/05/2023 11:22
