MIANTSO ANAO AHO (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao aho e ry Andriamanitra ô!N'aiza n'aiza no aleha ry Andriamanitra ô!
Hitanao ny lalako ry Andriamanitra ô!
Tsy miafina aminao ry Andriamanitra ô!
Ka vonjeo ny zanakao (Andriamanitro ô!)×2
* Indro tsinjoko Jerosalema
Ilay tanàna masina
Mba iriko ny hiditra ao
Henoy ny antsoantsoko
(Andriamanitra ô)×2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 253
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 11/11/2023 12:39