MAMIKO IANAO (Sol) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mamiko Ianao e! Ry Jehovah Ray ô!
Fa nohenoinao ny fivavako
Na tsy mendrika aza na mahantra koa
Dia nohenoinao ny fivavako
2) mbzlkcxg Sambatra aho Jesosy ô! Manana Anao e!
Ny eto pfopr an-tany moa tsy azo antoka
Fa tononkira.serasera.org matoky anefa ncuqj amin'ny andro sisa
De hohenoinao ny fivavako
Ref:Fa sambatra e!izay tiany
Feno hafaliana ny fanahiny
Fa nohenoinao ny fivavako
Na tsy mendrika aza na mahantra koa
Dia nohenoinao ny fivavako
2) mbzlkcxg Sambatra aho Jesosy ô! Manana Anao e!
Ny eto pfopr an-tany moa tsy azo antoka
Fa tononkira.serasera.org matoky anefa ncuqj amin'ny andro sisa
De hohenoinao ny fivavako
Ref:Fa sambatra e!izay tiany
Feno hafaliana ny fanahiny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 583
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 24/05/2023 19:37
