Jesosy no antsoiko (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tojo ady sarotra tsy maintsy ho lalovako aho
Jesosy no antsoiko dia ho maivamaivana
Tsy vitako ny handresy irery ireo fahavaloko
Fa matoky aho fa ilay Mahery no miaraka amiko
Ref: Tsy ho vitanao ny hamakivaky izao lalan-tsarotra izao
Aleo xoin Jesosy hirotsaka an-tsehatra tononkira.serasera.org dia ho hitanao
Ho tsapanao ilay fandresena avy amin'ny Kristy
Mpandresy ianao raha miaraka aminy
Ny heriko,ny fahaizako,ny fahalalako
Dia zava-poana eo amiko raha tsy eo hcrh ianao momba ahy
Jesosy ô,izaho tsy handao anao na iray segondra aza
Fa tsy mahefa n'inona n'inona aho raha kfgmau tsy eo ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 500
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 05/03/2025 17:03