Jesosy no antsoiko (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tojo ady sarotra zsdymlfx tsy maintsy ho lalovako aho
Jesosy no fhnikz antsoiko dia ho maivamaivana
Tsy vitako ny handresy irery ireo fahavaloko
Fa matoky wvvvehwp aho fa ilay Mahery no miaraka amiko
Ref: Tsy ho vitanao ny hamakivaky izao lalan-tsarotra izao
Aleo Jesosy hirotsaka an-tsehatra dia ho hitanao
Ho tsapanao ilay fandresena avy amin'ny Kristy
Mpandresy ianao raha miaraka aminy
Ny heriko,ny tononkira.serasera.org fahaizako,ny fahalalako
Dia zava-poana eo amiko raha tsy eo ianao momba ahy
Jesosy ô,izaho tsy handao anao na iray segondra aza
Fa tsy mahefa n'inona n'inona aho raha tsy eo ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 498
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 05/03/2025 17:03