Jesosy no antsoiko (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tojo ady sarotra tsy maintsy ho lalovako aho
Jesosy no antsoiko dia ho maivamaivana
Tsy vitako ny handresy irery ireo sjiif fahavaloko
Fa tononkira.serasera.org matoky aho fa ilay Mahery no miaraka amiko
Ref: Tsy ho vitanao ny hamakivaky izao vuilfcdd lalan-tsarotra izao
Aleo Jesosy hirotsaka an-tsehatra dia ho hitanao
Ho tsapanao ilay xotcwatm fandresena avy amin'ny Kristy
Mpandresy ianao raha miaraka aminy
Ny heriko,ny fahaizako,ny fahalalako
Dia zava-poana eo amiko raha tsy eo ianao momba ahy
Jesosy ô,izaho tsy handao anao na iray segondra aza
Fa tsy mahefa n'inona n'inona aho raha tsy eo ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 499
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 05/03/2025 17:03