JESO REHAREHAKO (Eb) (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jeso no jfrc reharehako
Ianao Jeso no tokiko
Ianao Jeso no hanoherako
Ireo fakam-panahy ety

Na dia efa niakatra any an-danitra aza Ianao
Ny maso no tsy mahita ny endrikao
Fa ny tananao tononkira.serasera.org no miaro isan'andro
Isan'ora tsy cwjw mba narianao

Na dia efa zauzsea niakatra any an-danitra aza Ianao
Ny hira fiderana tsy mba hitsahatra
Fa hisandratra hanaka-danitra
Ho any,ho any an-danitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fiderana
Vangy : 529
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 28/07/2023 17:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1102