FAMPIERITRERETANA(Inona marina moa?) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona marina moa no itiavanao ny Ray e?
Fitiavana haitraitra ve sa fitiavana mandrakizay
Inona marina moa no katsahinao e?
Fa raha ny vola sy harena mamitaka raha jerena ozsarv
Ref:Fa ny anjaranao dia tanteraho izay lazainy hoa
Fa ny anjaranao tononkira.serasera.org dia tanteraho izay lazainy hoa
Ny hahafantaranao ny sitrapony dia ao anaty baiboly ou ou ou ou
Koa meteza ianao handray ny hafatry ny Ray
Moa ve mba fantatrao ny nahatongavan'ny Tompo?
Fitiavany anao tsy ho pbyrnhlo very fa ysqpdp handray ny famonjeny
Koa dia inona moa no tokony ataonao e?
Tonga dia tapaho nu hevitrao f'aza dia be lazao
A/C:Mr Tafita

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 484
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 11/11/2023 12:49