Dia hitoetra (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa mandinika ny fiainako aho
Dia tretrika sy faly tokoa(ny fo)
Fa teo foana ianao tsy mba nandao ahy e
Indrindra indrindra raha misy nanjo

Mifalia ry Mpino anio,ka matokia
Ndao hihiaka hoe:

Ref "Fa fahasoavana sy famindram-po
       No hanaraka ahy @ andro rehetra
       Izay hiainako dia hitoetra andro lava
       Ao an-tranon'ny Jehovah aho"

Ka androany hidera Anao
Fa namonjy ahy hatramin'izao(Ianao)
Ravoravo ny fanahiko e
Noho ny fitantananao

Ny foko mankaza anao Jesoa
Ka hihira hoe:

Ref " Fa fahasoavana ......................

Dia hitoetra andro lava aho,dia hitoetra lava aho,ao antranon'ny Jehovah aho ×2

Fa fahasoavana sy famindram-po no hanaraka ahy

Ref " Fa fahasoavana .....................

A/C: Carini/Tina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fiderana
Vangy : 43
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 20/03/2025 09:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1768