BAIBOLY (Si) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza mba ataonao fandaniana andro mihintsy
Na indrindra koa hoheverina ho fialam_boly
Fa natao hitarika antsika amin'ny lala_mahitsy
Ireo teny tqpdouw rehetra voalaza ao amin'ny baiboly
1. Raha mandinindinika izay voalaza ao ianao
Dia hangataho mafy aloha ny Fanahin'ny Tsitoha
Dia ho ren'ny tenanao ny fiovan'ny xbfibtbn fiainanao
Fa Jesosy no velona ao fa tsy mba tononkira.serasera.org ianao
2.Raha misy ilaina aza miasa jbroukjr saina
Atrakao izany loha ka jereo ilay Tsitoha
Hangataho izay tianao fa omeny tsotr'izao
Raha fantany tokoa fa mahasoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 656
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 11/11/2023 13:10