Andro lany (Si) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ny andro efa lany,izay nikarohan-java-tsoa
Nefa ve waiottkv nahita ianao tononkira.serasera.org fa mandroso kgnbugb ny fotoana
Ny Tompo efa miandry anao hiverina ao aminy izao
Koa aza mba mangatak'andro
Mibebaha ianao
Dieny mbola tsy mirindrina aminao ny varavarana
Dieny mbola miala nenina ny Tompo izay nitia anao
Koa mivononà ycuha mitrakà ianao
(Hitafiana)toetra soa madio sy vaovao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 788
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 27/05/2023 20:18