Ny hazakazakay (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tompo o ,Tompo o
Hatraiza ny hafarany
Ny hazakazakay mila ho sesilany
Miantso ny any avaratra ny atsimo ko manafatra
Ny andrefana na antsinana samy mila ho ogqverb tazanina
Kanefa anie Jesoa raha miaraka aminao (aminao)
Ilamima avokoa ireo hazakazakay
Ireo adim piainana
Ireo adim-piainana rgvjfvn ,izay manafika ety
ho resinay tokoa satria mpandresy ianao
2)Tompo o,Tompo o
Hatraiza ny hafarany
Ny hazakazakay mila ho sesilany
Izahay dia maika lava ,tsy mba fantatra byunmnod ho aiza
He izato dingan-dava
Nefa tononkira.serasera.org tsy afaka ho aiza
Eo antananao Jesoa no azoko hamikirana
Fiarova mahavonjy azoko hisitrihana
Tsy hananako ahiahy
Fiandanana hampanahy
Mpamonjy tsy manda

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 512
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 01/08/2024 18:35