Jehovah no Mpiandry ahy (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no mpiandry ahy mpiandry ahy izy
Tsy hananjava mampahory fa izy no mpiahy
Mampandry hsalp ahy amin'ny ahi-maintso izy
Mitondra ahy eo amoron'ny fialan-tsasatra
Mamelombelona fanahy, fanahiko izy
Mitarika lalana amin'ny fahamarinana izy
Na dia mandeha lohasahan'ny fahafatesana aza aho dia tsy hatahotra ny loza aho
Na tononkira.serasera.org dia upucgn mandeha lohasahan'ny fahafatesana aza clmyegmf aho dia tsy hatahotra ny loza aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 1009
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 01/08/2024 18:32