Noho Ianao (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noho Ianao
Ref : Haleloia (2) fiderana
Asandrato fa afak'etam-pahotana
Haleloia(2) tononkira.serasera.org fandresena
Ho anaor'ilay mitondra famonjena
1.Tonga olona Ianao, nanetry tena
Terak'ory pvnxj ka nahantra, nahonena
Niasa tamin-kitsim-po tsy noterena
Tonga koa mba hanavao 'lay fanekena
2.Nampangaina, nolatsaina, tsy nohajaina
Nolotoina, nohesoina, novonoina
Lavo Ianao mba hanavotra ahy mpanota
Noho 'lay rànao latsaka tao qqxtjwot Golgota
3.Noho Ianao nitari-dositra satana
Na ny rquvvsaa fasana aza lao tsy nahatana
Ho ahy sy ho anao mbola maneho fahagagana
Satria Izy izao no tompom-pahefana
Ref : Haleloia (2) fiderana
Asandrato fa afak'etam-pahotana
Haleloia(2) tononkira.serasera.org fandresena
Ho anaor'ilay mitondra famonjena
1.Tonga olona Ianao, nanetry tena
Terak'ory pvnxj ka nahantra, nahonena
Niasa tamin-kitsim-po tsy noterena
Tonga koa mba hanavao 'lay fanekena
2.Nampangaina, nolatsaina, tsy nohajaina
Nolotoina, nohesoina, novonoina
Lavo Ianao mba hanavotra ahy mpanota
Noho 'lay rànao latsaka tao qqxtjwot Golgota
3.Noho Ianao nitari-dositra satana
Na ny rquvvsaa fasana aza lao tsy nahatana
Ho ahy sy ho anao mbola maneho fahagagana
Satria Izy izao no tompom-pahefana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 361
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 05/03/2025 09:41
