Mamindra fo (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindra foMamindra fo amiko Andriamanitra ô!
Mamelà ny hadisoana vitako
Araka ny fahasoavanao Tompo ô!
Diovy aho, sasao mba ho afak'eloka
Andriamanitra ô,Andriamanitra ô!
Nahoana no dia mahafoy hay Ianaoo!
Mba tantano aho handiany làlanao o
Sy hanao izay rehetra sitrakao
Taminao dia taminao no nanotako
Ny ratsy teo imasonao no efa nataoko
Amorony fo madio ahoTompo ô!
Ka havaozy koa ny fanahiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 62
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 01/02/2025 11:04
