Ilay Andriamanitro (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay tononkira.serasera.org Andriamanitro

Ilay Andriamanitro
No ambarako aminao
Andriamanitra mahery
Mahagaga tokoa
Andriamanitra tsy mba mandao imof ô!
Na mahafoy anao

Olo-maro sesehena
Tiany handray ny famonjena
Fantatrao ve 'lay zanany
Tokana 'zay tybrt hany hananany
Dia nafoiny dmxztafc tokoa tokoa ô!
Mba hanavotra antsika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FI
Vangy : 543
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 01/02/2025 11:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313