Ianareo no fanasin'ny tany (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianareo no fanasin'ny tany
1/Ianareo no fanasin'ny tany
Ianareo no fahazavan'izao tontolo izao
Ianareo anankinana ny ho avy
Mitsangana mahereza hpwnra tokoa
Ref : (Lavitra e!)
Lavitra ny lalako ry Tompo
Milany herinao aho e!(Milany herinao aho e!)
Hanarahako ny dianao
Eran'izao tontolo izao
2/ Ianareo no voafidy ho iraka
Hanazava tononkira.serasera.org ny ao anatin'ny aizina
Alaviro ny tahotra ny namako
Mitsangana ka herezo ny mtpbcnef tirl dia
Ianareo no solofo sy dimby
Mitsangana mba ho fara-mandimby
Ianareo no dimby sy ala
Mtsangana fa aza manahy.
1/Ianareo no fanasin'ny tany
Ianareo no fahazavan'izao tontolo izao
Ianareo anankinana ny ho avy
Mitsangana mahereza hpwnra tokoa
Ref : (Lavitra e!)
Lavitra ny lalako ry Tompo
Milany herinao aho e!(Milany herinao aho e!)
Hanarahako ny dianao
Eran'izao tontolo izao
2/ Ianareo no voafidy ho iraka
Hanazava tononkira.serasera.org ny ao anatin'ny aizina
Alaviro ny tahotra ny namako
Mitsangana ka herezo ny mtpbcnef tirl dia
Ianareo no solofo sy dimby
Mitsangana mba ho fara-mandimby
Ianareo no dimby sy ala
Mtsangana fa aza manahy.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 624
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 05/03/2025 09:34
