Efa Akaiky Izy (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa Akaiky ocpqzxe Izy
Fony Izy tonga tety an-tany
Dia nitory nilaza hoe mibebaha
Fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra
Miomana fa pamqqe ho ampankarina
Ref :
Aza sondriana sao taraiky ianao (ianao)
Aza sondrina variana Amin'ity fiainana ity
Tsy aleo ve ianao manomana ny hoavinao
Mba handraisanao ilay paradisa soa
Ianao izay mandre anay izao
Efa nodinihinao ve ny tenanao?
Ireo gkwnosrt toetra ratsy izay mangeja tokoa
Dia mba tononkira.serasera.org hialao sao ho anenenanao
Ref.......
(LV) Mibebaha — (V) ianao
(LV) lalao — (V) ny ratsy fanao
Ref.......
Fony Izy tonga tety an-tany
Dia nitory nilaza hoe mibebaha
Fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra
Miomana fa pamqqe ho ampankarina
Ref :
Aza sondriana sao taraiky ianao (ianao)
Aza sondrina variana Amin'ity fiainana ity
Tsy aleo ve ianao manomana ny hoavinao
Mba handraisanao ilay paradisa soa
Ianao izay mandre anay izao
Efa nodinihinao ve ny tenanao?
Ireo gkwnosrt toetra ratsy izay mangeja tokoa
Dia mba tononkira.serasera.org hialao sao ho anenenanao
Ref.......
(LV) Mibebaha — (V) ianao
(LV) lalao — (V) ny ratsy fanao
Ref.......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 159
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahatony79
Daty : 25/08/2026 11:36
