Andro Iray (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Isika rehetra izao
Samy efa lavitry wljfufbr ny vala
Nivily ho amin'izao tontolo izao
Isika rehetra izao
Tanaty aizim-pahotana
No tononkira.serasera.org indro Jeso nitondra aim-baovao
Ref×2:
Dera anie ho Anao
Jeso zaza soa
Saotra vokatry ny fo ×2
2/ Tonga 'lay andro iray
Andro tsy manana sahala
Feno haravoana izao tontolo izao
Fa tonga hamonjy anay
Ary nandao nahafoy ny lanitra
'LayJeso Zanak'Andriamanitra
Ref...×2
Fon'iza no tsy xapdiyw hifaly satria izao re ny jaly dia ho afaka avokoa?
Ouuuu...
Ny foko no hanambara, fa ny keanrkg filazantsara efa amin'izao tontolo izao
Teraka.............
Teraka................
Ref...×2
Samy efa lavitry wljfufbr ny vala
Nivily ho amin'izao tontolo izao
Isika rehetra izao
Tanaty aizim-pahotana
No tononkira.serasera.org indro Jeso nitondra aim-baovao
Ref×2:
Dera anie ho Anao
Jeso zaza soa
Saotra vokatry ny fo ×2
2/ Tonga 'lay andro iray
Andro tsy manana sahala
Feno haravoana izao tontolo izao
Fa tonga hamonjy anay
Ary nandao nahafoy ny lanitra
'LayJeso Zanak'Andriamanitra
Ref...×2
Fon'iza no tsy xapdiyw hifaly satria izao re ny jaly dia ho afaka avokoa?
Ouuuu...
Ny foko no hanambara, fa ny keanrkg filazantsara efa amin'izao tontolo izao
Teraka.............
Teraka................
Ref...×2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahatony79
Daty : 21/10/2026 18:14
