Aina no fetra (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fo sy ny saina atokana ho Anao
Raha mbola miaina ety izahay
‘Zay no fifaliako , ‘zay no mampiadana ahy
Tsy misy tsy foiko ho Anao ry odpj Ray tsitoha
[Mamiko e ry Jesoa ] ny tononkira.serasera.org fitiavanao
[Zay namonjena] , anay zanany
[Raha mbola miaina ka tsy maty ety
Mbola hihira ho rqha Anao] zahay ry Jesoa tia
Izay ahy rehetra hiderako Anao
Aina ry Ray no fetra hitiavako Anao
Zao no faniriana, zao no vetson’ny fo
Ho Anao ihany ny andro sisako
Tano aho ry Jesoa mba ho akaikinao
Ny foko e ry Ray ho fiandrihananao
[Raha ho avy ny andro] zay hodiako
[Mbola hitsiky] ny tarehiko
[Na tsy hahateny aza ny vwytze molotro
Mbola hihira ho Anao] ny saina sy ny fo
Izay ahy rehetra hiderako Anao
Aina ry Ray no fetra hitiavako Anao
Raha mbola miaina ety izahay
‘Zay no fifaliako , ‘zay no mampiadana ahy
Tsy misy tsy foiko ho Anao ry odpj Ray tsitoha
[Mamiko e ry Jesoa ] ny tononkira.serasera.org fitiavanao
[Zay namonjena] , anay zanany
[Raha mbola miaina ka tsy maty ety
Mbola hihira ho rqha Anao] zahay ry Jesoa tia
Izay ahy rehetra hiderako Anao
Aina ry Ray no fetra hitiavako Anao
Zao no faniriana, zao no vetson’ny fo
Ho Anao ihany ny andro sisako
Tano aho ry Jesoa mba ho akaikinao
Ny foko e ry Ray ho fiandrihananao
[Raha ho avy ny andro] zay hodiako
[Mbola hitsiky] ny tarehiko
[Na tsy hahateny aza ny vwytze molotro
Mbola hihira ho Anao] ny saina sy ny fo
Izay ahy rehetra hiderako Anao
Aina ry Ray no fetra hitiavako Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)Vangy : 1824
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ToovRabe
Daty : 21/02/2023 16:33
