Tsisy tsy hainy atao (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Miaina isanandro eo ambany famidraponao aho
Dia tsapako mintsy hoe misy herinao miasa anatikao
Ka na toy ahoana zava mitranga hanehoanao zava mahagaga aho
Miaiky aho tompo fa tsisy tsy ainao atao  

Refrain:
Ooooo vuwn hainao zay mahasoa ahy Tsy hahatahotra aho na hiteby2  Fa ainao zay mahasoa ahy  Oooooo hainao zay tononkira.serasera.org mahasoa  Resy lahatra pyelwrg tanteraka aho
  Fa qzngj tsisy tsiainao atao  

2)Miaina isanandro eo ambany  Fitatanao aho
Ekeko avokoa izay lalanao rehetra itondranao ahy
Na hamakivaky aloky ny fasana...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)
Visites : 344
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : vanessaPARANIAINA
Date : 06/04/2025 09:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0219