NIGADONA ILAY ORA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nigadona ilay ora, niaretanao ny jaly
Indro tonga ilay fotoana, nanoloranao ny ainao ry Tompo oh
Mba ho avotray mpanota, mba itondra famonjena
Mba ho avotray mpanota oh, nanaiky tononkira.serasera.org ianao tsy noterena
Nijaly ianao ry Tomp be fitia,
Niaretanao ny satro-tsilo
Ny kapoka sy ny fandatsana
Samy nanjo izany oh..
Karavasy mamaivay
De aveo xvmqgoh nofantsihana indray
Nolefonina izany lanivoa
Niaretranao avokoa
Tsy ho very maina anefa lay ra nalatsakao, tjvgqaln
fa avotray mpanota sy ndshrvtk hery vaovao
Tsy ho very maina anefa lay ra nalatsakao
ahazoanay mandova, ny fiainam-baovao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Visites : 717
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28