ILAY TSY MANDAO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misedra ireo olana mandia ady sarotra
Ny lalam-piainanao a
Atopa any onja sy rivo-mahery
Nefa tsy irery ianao
REFRAIN: ...
Fa Jesosy no tsy mba mandao
Ilay Namana akaiky anao
Tsy mba mandatsa fa mankahery
Mamihina ny sandrinao
Mahatsiaro irery ka mila ho tononkira.serasera.org very
Fa ny hafa efa nandao
Tsy misy iankinana ndfkdx fa toa very hevitra fwfvq
Nefa ao Ilay tsy pmwbyrz mba mandao
REFRAIN: ..
Ny lalam-piainanao a
Atopa any onja sy rivo-mahery
Nefa tsy irery ianao
REFRAIN: ...
Fa Jesosy no tsy mba mandao
Ilay Namana akaiky anao
Tsy mba mandatsa fa mankahery
Mamihina ny sandrinao
Mahatsiaro irery ka mila ho tononkira.serasera.org very
Fa ny hafa efa nandao
Tsy misy iankinana ndfkdx fa toa very hevitra fwfvq
Nefa ao Ilay tsy pmwbyrz mba mandao
REFRAIN: ..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 690
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28
