Voninahitra (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Voninahitra ho Anao tononkira.serasera.org Andriamanitra Tomponay
Derainay Ianao noho ny fitiavanao
Fa nanome an’i Jesoa zanakao lahitokana
Tonga nofo hamonjy anay
Na mpanota izahay Mbola namindranao fo
Ka navotanao indray, faly tokoa
ref: Asandratray hstxo ny voninahitra ho Anao Ilay teraka
Nandao ny lanitra ho anay
Fiadanana tononina ho an’ny olona ankasitrahana
Haleloia !
2. Voninahitra no rireo Anao Andriamanitra Tomponay
Faly izahay novonjenao ka afa-keloka
Ravo ny fonay ka vcuzaosh midera mankalaza ny anaranao
Mihoby anao izahay Jesoa
Efa lavo izahay indro fa nareninao
Hira no atolotray avy amin’ny fo
Derainay Ianao noho ny fitiavanao
Fa nanome an’i Jesoa zanakao lahitokana
Tonga nofo hamonjy anay
Na mpanota izahay Mbola namindranao fo
Ka navotanao indray, faly tokoa
ref: Asandratray hstxo ny voninahitra ho Anao Ilay teraka
Nandao ny lanitra ho anay
Fiadanana tononina ho an’ny olona ankasitrahana
Haleloia !
2. Voninahitra no rireo Anao Andriamanitra Tomponay
Faly izahay novonjenao ka afa-keloka
Ravo ny fonay ka vcuzaosh midera mankalaza ny anaranao
Mihoby anao izahay Jesoa
Efa lavo izahay indro fa nareninao
Hira no atolotray avy amin’ny fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 605
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 13/07/2023 11:03
