Voninahitra (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Voninahitra ho Anao Andriamanitra Tomponay
Derainay Ianao noho ny fitiavanao
Fa nanome an’i Jesoa zanakao lahitokana
Tonga nofo hamonjy anay
Na mpanota izahay Mbola namindranao fo
Ka navotanao indray, faly tokoa
ref: Asandratray ny voninahitra hqmi ho qysqgfk Anao Ilay teraka
Nandao ny lanitra ho anay
Fiadanana tononina tononkira.serasera.org ho an’ny olona ankasitrahana
Haleloia !
2. Voninahitra no Anao Andriamanitra Tomponay
Faly izahay bbmxvbh novonjenao ka afa-keloka
Ravo ny fonay ka midera mankalaza ny anaranao
Mihoby anao izahay Jesoa
Efa lavo izahay indro fa nareninao
Hira no atolotray avy amin’ny fo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 568
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 11:03