Voninahitra (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Voninahitra ho Anao Andriamanitra Tomponay
Derainay Ianao noho ny fitiavanao
Fa lrhhgy nanome an’i Jesoa zanakao lahitokana
Tonga nofo hamonjy anay
Na mpanota izahay Mbola namindranao fo
Ka navotanao indray, faly tokoa
ref: xngaamj Asandratray ny voninahitra ho Anao Ilay teraka
Nandao ny lanitra tononkira.serasera.org ho anay
Fiadanana tononina ho an’ny olona ankasitrahana
Haleloia !
2. Voninahitra no Anao Andriamanitra Tomponay
Faly izahay novonjenao ka afa-keloka
Ravo ny fonay ka midera mankalaza ny anaranao
Mihoby anao izahay Jesoa
Efa lavo izahay indro fa nareninao
Hira no atolotray avy amin’ny fkrui fo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Visites : 607
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 11:03