vavak'ilay nania (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia reraka aza aho dia areno
Ary tohano mafy tsy hianjera indray
Na dia mitoetra aza aho amin’izao tontolo izao
Dia ataovy tononkira.serasera.org mahatsiaro Anao
Raketo ato anatiko ny teninao
Ataovy ato an-tsaiko fa Ianao
No famonjena ho ahy ka tsy hatahotra aho
qvsocmye Fa homba ahy Ianao
Na dia tafalentika ny onjam-piaianana maro
Dia tsy hanadino ahy Ianao fa hanampy ahy
Dia zoqht tsy hanadino ahy aty fa hanampy ho olpddtu ary
Amin’ilay efa nampanantenainao ahy
Raketo ato anatiko
Ka tsy hierikerika intsony aho
Fa hibanjina Anao
Ianao no ilay Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1292
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:14