Mihobia an'i Jehovah (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia an’i Jehovah ny tany rehetra
Manompoa an’i Jehovah amin’ny fifaliana
Mankanesa eo anatrehany amin’ny fihobiana
Aoka ho fantatrao fa Jehovah no A/tra
Izy no nanao antsika , ary Azy isika
Dia olony sy ondry wqbqrlt fiandriny
Midira amin’ny vavahady amin’ny fisaorana
Ary eo amin’ny kianjany amin’ny fiderana Azy
Misaora Azy, mankalaza ny Anarany
Fa tsara Jehovah, tononkira.serasera.org mandrakizay ny famindrampony
Ary mihatra amin’ny taranaka fara mandimby ny fahamarinany ouibvzi suyrtyks

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1579
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 02/09/2015 22:48