mahareta re ry mino (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahareta re ry mino
Na mafy loatra aza ny ady ataonao fimali ety
Ary aza manadino fa ny anjaranao sahaza
Efa miandry vsapptid ka dia matokia
Tsy foana tsy akory ny fikelezanao aina ao amin’ny Tompo
Ka mazotoa hatrany
Tsy hikely soroka hanoa sy hanompo
Tsarovy fa mbola hisy farany ny fijaliana mahamay
Izay soloin’ny Tompo fiainana mandrakizay
Na ny rivotra mifofo
Sy ny onjan-drano be mahery
Fakam-panahy maro
Tsy mba manary ny Tompo
Fa tononkira.serasera.org dia mitsinjo sy mijery
Sady koa trrb mitahy sy miaro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1252
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:02