inty aho Tompo ô! (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny feo sarobidy ataon’ny Tompo izao
Manaitra antsika hifidy ny lalam-baovao
Zay mendrika indrindra ka tiany hahasoa
Ny fiainantsika hirindra ho fiainam-baovao
     tononkira.serasera.org     Vao re ny fiantsoana dia rototra ery
         Niroso ka nanaraka ny baikon’i Kristy
   szft      Taloha varivariana natoritory koa
   hzcf      Izao kosa liana hiasa sy hamoa
Ny taona maro lasa tsy hanenenana
Fa be ny soritr’asa azo hanorenana
Ny andro sisa koa manomboka izao
Fikasana miavosa no hanompoana Anao
    fjawbg    Inty aho Tompo o!
       Inty aho iraho aho
       Ho irakao ampiasainao foana
       Ka mba hankasitrahanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsafi
Hits : 1598
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2375