HIVERINA (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIVERINA
1-Eto hanatrehanao lay nanotanay no mbola hantorahanay
Fa diso izahay nanota ry Ray ka rava noho ny helokay
Kanefa miandrandra famindram-po
Avy aminao Tompo Jesoa
Ref : Hampivereno Aminao izahay mba hiverenanay Aminao
Aoka mba tsy ho fwhbhxp hisy tsiny zcqzx , havaozy toy ny andro tononkira.serasera.org fahiny
Hitoetra eo ankaikinao mandrakizay
2-Menatra noho ny nataonay zahay ka tsapa ho mahamaivay
Ny herinaay kely ny latsa mamely ka faly ireo rhmy rafina
Ireo fahombiazana izay nisy taloha zary levona nofy avokoa

--------
Rohy: