You are here: home > Tononkira > Antsafi

haleloia! midera (Antsafi)

https://tononkira.serasera.org/hira/antsafi/haleloia-midera

Haleloia! Miderà! An’Andriamanitra
Eo amin’ny fitoeran’ny masina
Miderà Azy amin’ny habakabaka ny heriny
Miderà Azy amin’ny asany lehibe
Sy araky ny haben’ny voninahiny
         Miderà Aztononkira.serasera.orgy amin’ny anjomara
         Amin’ny valiha sy lokanga
         Miderà Azy amin’ny aponga sy ny diha
         Sy ny kipantsona maneno, tsara feo
Izay manam-pofonaina
Samy hidera Anao ry Ray
Ka velon-kiram-piravoana
Haleloia!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsafi
Mpamaky : 577
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zoandrianina
Tamin'ny : 27/11/2015 19:10:12
ID : 7701

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo