You are here: home > Tononkira > Antsafi

fikiriko jesoa (Antsafi)

Ny hazo fijaliana niharetanao nofikiriko Jesoa
N’inona manjo ety, izay no tarigetra
Ho Anao tsy misy fetra
Ka na ho sarotra ny dia, ny herinao irery
No hiankinako ry Jesoa
Tsilovy ny lalan’ hombana, izao no Tanjona:
Irakatononkira.serasera.orgo hatrany hatrany
       Ny alokin’ny fasana aza
       Eo ny latsa, eso koa, sakatsankan- tsamihafa
Ny fanenjehan-tsy ho to ry Jesoa
     Ny ady mifanesy, tsy ataoko hahataitra akory
     Ny tokiko mandresy
     Izao ihany ny ahy no hirako ry Jesoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsafi
Mpamaky : 459
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zoandrianina
Tamin'ny : 27/11/2015 19:17:37
ID : 7699

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo