You are here: home > Tononkira > Antsafi

anilanao (Antsafi)

https://tononkira.serasera.org/hira/antsafi/anilanao

Te ho eo anilanao foana izahay
Satria Ianao ilay Mpamonjy sy Mpanavotra anay
Izay mendrika hoderaina hatrany hatrany
Haleloia ! hosana!
Ianao ilay Ray izay mitantana anay
Ka ny lalanao no arahinay
Ka rehefa tontononkira.serasera.orgga ny andro farany
Dia ny any Aminao no fanirianay
Teo ho eo anilanao foana izahay
Ianao ilay Ray izay mijery anay
Ka mahalala ny tokony ataonay
Indreto izahay mankasitraka Anao
Dia hanome voninahitra Anao
Te ho eo anilanao foana izahay.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsafi
Mpamaky : 448
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zoandrianina
Tamin'ny : 27/11/2015 19:17:11
ID : 7691

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo