NDEHA DERAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty ho Anao Jesosy Tomponao
Maty mba hisolo heloka
Inona e no mba atolotrao ho Azy
Fa maty noho ny otanao, Jesoa
Fa maty otcbn noho ny helokao, Jesosy
Ndeha derao ry tononkira.serasera.org dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Tafatsangana ny Tomponao
Resiny izao ilay rafinao
Vitany ny fanavotana xhszren anao
Fa velona ny Tomponao, derao
Fa velona ho ahy sy ho anao, derao
Ndeha derao ry dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Julien RAMIANDRISOA iqys
Maty mba hisolo heloka
Inona e no mba atolotrao ho Azy
Fa maty noho ny otanao, Jesoa
Fa maty otcbn noho ny helokao, Jesosy
Ndeha derao ry tononkira.serasera.org dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Tafatsangana ny Tomponao
Resiny izao ilay rafinao
Vitany ny fanavotana xhszren anao
Fa velona ny Tomponao, derao
Fa velona ho ahy sy ho anao, derao
Ndeha derao ry dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Julien RAMIANDRISOA iqys
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 1191
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zeea
Daty : 31/07/2018 09:12
