Voadin'ny fitia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, indreto tononkira.serasera.org ny zanakao
fa mikasa ny hiara dia eo anivon'ny fitia
Sy mivoady ho iray mandrakizay
Aoka mba hankasitrahanao tokoa
Fa hianao ry iwbmudq Ilay fitiavana indrindra
No efqzjxne anankinan'izy ireo ny fiainany
Raha sendra ady sarotra
Dia tahio tsy hamohy fo
na mafy aza ny manjo
Fa hitana hatrany ilay fanevasoa (x2)
Tsy hanadino ny hisaotra Anao
Raha ambinina amin'ny fygku atao
Dia hahatsapa fa ianao
No nitahy sy mamaly vavakay (x2)
fa mikasa ny hiara dia eo anivon'ny fitia
Sy mivoady ho iray mandrakizay
Aoka mba hankasitrahanao tokoa
Fa hianao ry iwbmudq Ilay fitiavana indrindra
No efqzjxne anankinan'izy ireo ny fiainany
Raha sendra ady sarotra
Dia tahio tsy hamohy fo
na mafy aza ny manjo
Fa hitana hatrany ilay fanevasoa (x2)
Tsy hanadino ny hisaotra Anao
Raha ambinina amin'ny fygku atao
Dia hahatsapa fa ianao
No nitahy sy mamaly vavakay (x2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 412
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 20/07/2025 10:36
