Tsy ho foana (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa natao ny fanadihadiana
Ny asan’ny Tompo pzujrhx tsy mba azo ariana
Koa miorena tsara, aza tononkira.serasera.org miova
Ianareo izay natao ho mpandova
Eny mahefa be mandrakariva
Amin’ny asan’ny Tompo
Fa tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo
Eny ataovy ho loha-laharana
Ny fampandrosoana sy gaognad fihazonana
Ireo asam-pahamarinana
‘Zay tena tempoly sy fiangonana
epna
Ny asan’ny Tompo pzujrhx tsy mba azo ariana
Koa miorena tsara, aza tononkira.serasera.org miova
Ianareo izay natao ho mpandova
Eny mahefa be mandrakariva
Amin’ny asan’ny Tompo
Fa tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo
Eny ataovy ho loha-laharana
Ny fampandrosoana sy gaognad fihazonana
Ireo asam-pahamarinana
‘Zay tena tempoly sy fiangonana
epna
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 591
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 12:20
