Teraka anio (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teraka anio re ilay mpamonjy sy Mesia
Tonga hanavotra sy hamonjy ireo mania
Soratra masina mihitsy izao no manambara
Tsy honohono fa tena marina ity tantara
Mpanjaka iray mahery
No kdgeeh tonga tsy an-tery fcmqfo
Manaiky ny hiafy
Fa tsotra ny fitafy
Nafoiny tsy nahoany
Ny lanitra ao ambony
Ny fahorian'ny tany
No nahatonga izany
Drafitra vitan'Andriamanitra no tontosa
Ho fanavotana ity tany tononkira.serasera.org rakotry ny ota
Na fotsy na mainty na mena eny na ny mavo
Tsy mba manavaka ity zanaky ny avo iejjl
Tonga hanavotra sy hamonjy ireo mania
Soratra masina mihitsy izao no manambara
Tsy honohono fa tena marina ity tantara
Mpanjaka iray mahery
No kdgeeh tonga tsy an-tery fcmqfo
Manaiky ny hiafy
Fa tsotra ny fitafy
Nafoiny tsy nahoany
Ny lanitra ao ambony
Ny fahorian'ny tany
No nahatonga izany
Drafitra vitan'Andriamanitra no tontosa
Ho fanavotana ity tany tononkira.serasera.org rakotry ny ota
Na fotsy na mainty na mena eny na ny mavo
Tsy mba manavaka ity zanaky ny avo iejjl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1089
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 17/12/2022 11:06
