Safidiko (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Jesosy Tompo ô! indreto izahay izao
Fa bsxia vonona sy sahy hider any asa tsaranao
Omeo ny saina sy fo fanahy anananao
Izany no safidiko hcpz ry Tompo vewyhsxn ô! anio
Andriamanitray ô! jereo ny lalanay
Safidiko Ianao ry Jeso
Mba tsy hania ny fiainanay
Mangata-pamelana izahay fa diso re
Vonjeo fa mitaraina Aminao
Ianao ry Jesoa Tompo no eo akaikinay
Ka mahatoky ny herinao
Fa bsxia vonona sy sahy hider any asa tsaranao
Omeo ny saina sy fo fanahy anananao
Izany no safidiko hcpz ry Tompo vewyhsxn ô! anio
Andriamanitray ô! jereo ny lalanay
Safidiko Ianao ry Jeso
Mba tsy hania ny fiainanay
Mangata-pamelana izahay fa diso re
Vonjeo fa mitaraina Aminao
Ianao ry Jesoa Tompo no eo akaikinay
Ka mahatoky ny herinao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 740
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 12:31
