Ô hankalaza (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! hankalaza tononkira.serasera.org ny anaranao aho
Ry Tompo Andriamanitray
Ho eo am-bava mandrakariva
Ny hira soa ny lanitra
Ho an’ny Ray sy Zanaka
Ary ny Fanahy Masina
O! Aleloia, aleloia, aleloia
Fa sujqk notahianao Jesoa xyakxyje malala
Na tsinontsinona azo aho
Ka dia nomenao ny hery hanalana
Ireo mpandratra ny fanahy
O! isan’andro oafdxvs aho dia velon-kira
Voasinton’ny hatsaranao
Koa raha miandrandra any Aminao aho
Mahatsapa hasambarana
Ry Tompo Andriamanitray
Ho eo am-bava mandrakariva
Ny hira soa ny lanitra
Ho an’ny Ray sy Zanaka
Ary ny Fanahy Masina
O! Aleloia, aleloia, aleloia
Fa sujqk notahianao Jesoa xyakxyje malala
Na tsinontsinona azo aho
Ka dia nomenao ny hery hanalana
Ireo mpandratra ny fanahy
O! isan’andro oafdxvs aho dia velon-kira
Voasinton’ny hatsaranao
Koa raha miandrandra any Aminao aho
Mahatsapa hasambarana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 662
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 12:33
