You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Ny tany izay diavinay (Antoko Mpihira MORIA)

Ny tany izay diavinay Jesosy ô!
Dia tany mahasolafaka tsy mba hay
Fa na iza re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy solafaka

Ref! ô! ô! ka vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako vatononkira.serasera.orgvolombelonao
Hiadiko ny ady tsara ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay

Ny tany izay diavinay Jesosy ô!
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjaka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 5682
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ainaericrajoelison
Tamin'ny : 29/08/2014 23:25:57
ID : 6703