Ny fo madio (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fo madio sy masina no tianao
Hitoeranao ry Tompo ka mahita Anao
Omeo ahy koa ny fo madio sy cyvphezm tononkira.serasera.org masina tokoa
Fa mamiko indrindra ry Jeso ny miaraka Aminao
Ampianaro aho n’aiza n’aiza
No tahaka Anao
Ataovy mahatsiaro anatiko ao
F’Ianao no Tompoko
Ianao dia efa tonga mba hiantso dwtx ahy
Hahazoako indray miray jvahao lova Aminao
O! tianao ho ahy koa ny fiainan-tsambatra
K’ialanao nenina aho hatramin’izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 406
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 12:19