Mandondona ao am-po (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
etyncgtv Fa indro izao toa mitalaho
Mandondona hoe mba vohay re
Nihodina ianao, hoe fiza izao
Tsy iza no ao fa Jeso Mpamonjy anao

Indro tonga mandondona ao am-po Ampandrosoy sysi tononkira.serasera.org fa aza mafy fo
Tsy iza fa Jeso Mpanavotra zay mitondra fiainana
F'izay mendrika no hitoeran'ny tena fiadanana

Nanetry tena ry Jeso soa
Fa fandavan-tena ny hanao soa
Maniry ny hamelona anao
Koa mba omeo aranqj ny fonao ho Azy izao

Indro tonga ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 457
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 09:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334