You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Isika rehetra (Antoko Mpihira MORIA)

ref:Isika rehetra milaza fa mpino
No indraindray tsy mino
Fa Andriamanitra telo izay
No indraindray adino
Rehefa voatambin'ny vola be sy ny harena

Jereo fa ianao mivavaka lava izao
Kanefa ny ampitso dia hafa indrtononkira.serasera.orgay no atao
Ny marina nekena dia indro fa lavinao
Jesosy izay Tompo toa tsy mba tsaronao

Ny hafa mahantra toa tsy mba resahinao
Ny vola mpandova no toa Andriamanitrao
Kanefa tsarovy ny tany anie ka boribory
Ianao mifaly dia mbola hitomany

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 35
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tokyrajoelison
Tamin'ny : 02/08/2022 16:53:01
ID : 14456

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo